You're new here, aren't you?
Click Connect with Facebook to join NetworkedBlogs. NetworkedBlogs is a community of bloggers and blog lovers. Join the fun, add your blog, and connect with others who read and write about subjects you like.
Ompa sa faminaniana ilay hoe Fozaorana?
Tena mandeha ihany ny fotoana. Raha namadibadika ny tahiry aho dia toy ny efa an-taonany maro sahady no nampalaza izany biby foza orana izany. Hay moa ka vao tamin'ny taona 2008 iny no nampirongatra azy io! Izaho anefa nieritreritra iny tantara iny ho tantara efa ela dia ela. Tsy mba tahaka ny fahatsapako ny firimorimon'ny fotoana ka gaga ihany rehefa mieritreritra fa ankatoky ny faran'ny volana novambra 2009 sahady isika. Volana febroary 2008 no tena nampalaza ilay biby fozaorana teto Antananarivo, efa lasa hafa ny dikany amin'izao fotoana izao ary lasa miendrika ompa aza matetika. Henika azy i Betsimitatatra, potehiny tanteraka ny sisindrano, nolavahin
Fa inona no ao ambadiky ny fanambarana miaramila?
Tsorina aloha fa nantenain-kanirina ny tafika vao nampivandravandra. Eo am-piketrehana ny hanoratana atao hitam-bahoaka ny hafatro na fiangaviako amin'ny tafika aho no nitsahatra indray rehefa nahita tamin'ny gazety fa nisy fivoriana miafina nataon'ny manam-pahefana ambony ao amin'ny miaramila. Mahafantatra tsara aho fa ry zareo no tena manam-pahefana eto amin'ity tanàna ity fa tsy izay milaza ho mpitondra amin'izao fotoana izao. Nihevitra ihany aho fa manana fieritreretana afaka ny mamakafaka ny zavamisy amin'izao fotoana izao ireo ao amin'ny tafika ireo. Nihevitra aho fa tsapan'izy ireo ny fitarazohan'ny raharaha ka mba h
Tandindonin'ny ady an-trano?
Marihina dieny mialoha fa raha miresaka ady an-trano aho eto dia tsy maniry ny hisian'izany mihitsy eto Madagasikara. Mitaratra kosa ny zavamisy eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao (izay firenena nisy fanonganam-panjakana) aho ka manahy dia manahy ny hisian'ny ady an-trano ambolen'ireo mahazo tombotsoa amin'izany.Nampisaina lalina ahy hitodika tsara tany amin'ny 26 janoary 2009 (andron'ny fandrobana) indray ny toe-draharahan'i Ejipta sy Alzeria nandritra ny lalao baolina fandaka tamin'ny herinandro lasa iny. Nadikako ho amin'ny teny mala
Ny miaramila mahatsapa adidy sy ireo ve no mandrafitra ny governemanta?
Mitaintaina avokoa ny mpanara-baovao politika miandry ny fivoahan'ny mpikambana ao amin'ny governemanta iraisan'ny rehetra. Samy nanana ny paikany ny tsirairay tamin'ny fandrombahana ny toerana tsirairay. Nisy toerana nahitako ny lisitra manko ary rehefa notopazako maso dia tsy kisangisangy ilay izy fa azo heverina tsara (na sanatria mety ho tsy marina aza!). Somary nahavariana ihany ny filazana mialoha nataon'ny ankolafy sasany fa tsy azo soloina intsony ny minisitry ny fampianarana ohatra satria tsy mety ny manolo minisitra antenantenam-pianarana izany. Fantatra ihany fa tao anatina taom-pianarana no nanaovany izay tiany natao teto amin'n
Sariitatra politika
Ireto sary anaraka ireto dia nofantenakoavy amin'ny gazety Tia Tanindrazana avokoa hanehoana amintsika fa azo ihomehezana tsara mihitsy ny raharaha politika misy eto Madagasikara. Sary diso fito no misy azy fa izaho kosa manao azy ho kisarisary na sariitatra politika. Raha maharabaovao ianao dia hitokelaka tokoa. Mety hisy anefa ny tsy hahazaka koa ialana tsiny mialoha.
Not enough data.
Calculated for blogs with 20+ followers.
Questions? contact: networkedblogs@ninua.com
Copyright (C) 2008, Ninua, Inc.